| Entrée | 1 am-bava tsy ratsy |
| Mots élémentaires | 2 am-bava, 3 ratsy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1] |
| Explications en français |
6 Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. [2.415#4718] |
| Synonymes | 7 vava tsy ratsy |
| Anagrammes | 8 am-bava tsy ratsy, 9 tsiambaravatsy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|